|
|
|
|

Entrée1  hamasahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy
Explications en français  4  [1.3] état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait
Radical  5  masaka
Synonymes  6  hamasaka, fahamasahana

Anagrammes  7  ahamasahan, hamasahana, hanamasaha, hanasamaha, mahasahana, nahamasaha

Mis à jour le 2025/01/21