|
|
|
|

Entrée1  hamavoina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra
Explications en anglais  4  [1.7] to be despised
Explications en français  5  [1.8] qu'on méprise
Exemples  6  [2.996] ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako.
Radical  7  mavo
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  mavoina
Analogues  13  vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina

Anagrammes  14  hamaivano, hamavoina

Mis à jour le 2025/01/21