|
|
|
|

Entrée1  haran-tratra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina
4  [1.13] fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra
Explications en français  5  [1.13] cage thoracique
Vocabulaire  6  Biologie
Radical  7  harana, tratra

Mis à jour le 2024/12/07