|
|
|
|

Entrée1  haren-danim-bazo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza
Mots élémentaires  4  harena, lany, vazo

Mis à jour le 2024/12/07