Entrée | 1 hohazana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza |
Radical | 4 hohy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 hahazoan, hahazona, hanohaza, hohazana, hozahana, nohahaza |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |