|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hosorana
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy
Explications en anglais  4  [1.7] to have something smeared or painted on it
Explications en français  5  [1.8] qu'on peint ou enduit de quelque chose
Exemples  6  [2.332#] Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha.
7  [2.588#] tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky;
Radical  8  hosotra
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot

Entrée (2/2)14  hosorana
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  [1.196] Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne
Vocabulaire  17  Botanique

Anagrammes  18  hanosora, hasorona, horosana, hosarona, hosorana

Mis à jour le 2025/01/21