|
|
|
|

Entrée1  Ikaladala
Partie du discours  2  nom proverbial [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.10]
4  [Ikalaadala] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany.
Explications en français  5  [1.3] Cette imbécile
6  [2.415] Cette sotte
Exemples  7  [2.332#] Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
Mots élémentaires  8  Ikala, adala
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot Ikaladala

Mis à jour le 2024/12/10