Entrée | 1 ikala ratsy |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy |
Exemples |
4 [1.223#mg] Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. |
Mots élémentaires | 5 Ikala, ratsy |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |