|
|
|
|

Entrée1  Imerimanjaka
Partie du discours  2  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.10] vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany...
Vocabulaire  4  Géographie: agglomérations
Mots élémentaires  5  Merina, zaka, manjaka
Analogues  6  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmtoposids

Mis à jour le 2024/12/12