|
|
|
|

Entrée1  indrabeny
Partie du discours  2  nom indra et pronom
Explications en français  3  [1.3] largeur
Exemples  4  [1.3] Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur)
5  [2.996] Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny.
Vocabulaire  6  Espace
Mots élémentaires  7  indra, be
Analogues  8  indrakeliny

Anagrammes  9  indrabeny, indranibe

Mis à jour le 2025/01/21