|
|
|
|

Entrée1  indramina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany
Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo
Explications en anglais  4  [1.2] used of the thing which is to be borrowed.
5  [1.7] to be borrowed; cf. sambotra
Explications en français  6  [1.8] qu'on a emprunté
Radical  7  indrana
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  13  amindrany, andrianim, anindriam, indramany, indramina, mandraiñy, manindria, nanidiram, niridanam

Mis à jour le 2025/01/21