|
|
|
|

Entrée (1/2)1  indray mitoraka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Explications en anglais  4  [1.2] once; lit. one throw.
Exemples  5  [2.470] Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy.
6  [2.471] Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara
Mots élémentaires  7  indray, mitoraka

Entrée (2/2)8  indray mitoraka
Partie du discours  9  locution
Explications en malgache  10  [1.1] halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo)
Vocabulaire  11  Espace
Mots élémentaires  12  indray, mitoraka

Mis à jour le 2024/12/07