|
|
|
|

Entrée1  ivelomana
Partie du discours  2  verbe relatif
Explications en français  3  [1.3#824]
Exemples  4  [2.606#] Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana.
5  [1.369#] ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana.
6  [2.285#] Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny.
Radical  7  velona
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  14  ivelomana, volamenay

Mis à jour le 2025/01/21