|
|
|
|

Entrée1  izany hoe
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota
Explications en anglais  4  [1.7] that is to say
Explications en français  5  [1.8, 1.13] c'est-à-dire
6  [1.13] i.e.; id est
Exemples  7  [2.285#201] izany hoe tsy ho ampy ny vola
8  [2.4#20] mainka moa fa izany hoe hevitro izany
9  [2.314#41] veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona
10  [2.324] Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay!
Mots élémentaires  11  izany, hoe

Mis à jour le 2024/12/07