|
|
|
|

Entrée1  jambena
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
Azon' ny fahasahiranana mafy.
Explications en anglais  4  [1.7] temporarily blinded or dazzled
Explications en français  5  [1.8] ébloui; qui a les yeux troubles
6  [1.5] aveuglé, avoir les yeux troubles
Exemples  7  [2.472] Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa.
8  [1.369#] Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand.
Radical  9  jamba
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  jemby

Mis à jour le 2025/03/30