Entrée | 1 kahihitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika |
Explications en anglais |
4 [1.2] a confirmed penurious person 5 [1.7] stingy, avaricious |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] ladre, sordide d'avarice 7 [1.3] lésineux 8 [1.8] avare |
Exemples |
9 [1.38] Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; 10 [2.996] Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. |
Radical | 11 hihitra |
Synonymes | 12 mahihitra |
Analogues | 13 mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot kahihitra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |