|
|
|
|

Entrée1  kamahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany
Explications en français  4  [1.3] la becquée, la pâture portée en becquée
Exemples  5  [2.472#] Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika.
Vocabulaire  6  Zoologie: (en général)
Radical  7  fahana

Anagrammes  8  hamakana, kamahana, manahaka

Mis à jour le 2025/01/21