|
|
|
|

Entrée1  kaozatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahia dia mahia, afa-nofo.
Explications en anglais  4  [1.7] very thin, emaciated
Explications en français  5  [1.8] très maigre, décharné
Exemples  6  [2.472#] Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
Radical  7  ozatra
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Adjectifs :

Anagrammes  10  kaozatra, tarazoka, tarozaka

Mis à jour le 2025/01/21