|
|
|
|

Entrée1  kapa tokana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa
Explications en anglais  4  [1.2] (kapatokana) a mode of playing diamanga
Mots élémentaires  5  kapa, tokana
Analogues  6  diamanga

Mis à jour le 2024/12/12