|
|
|
|

Entrée1  kibo tsy manary havana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano
Mots élémentaires  4  kibo, tsy, manary, havana

Mis à jour le 2024/12/07