Entrée | 1 kilongalahy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10] ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy 4 [1.78] [Betsileo] zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) |
Explications en français |
5 [3.1] môme, gamin, mioche, moutard |
Exemples |
6 [2.470] Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony. 7 [2.643] Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga. |
Mots élémentaires | 8 kilonga, lahy |
Anagrammes | 9 kilangolahy, kilongalahy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |