Entrée | 1 kiombiomby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1#495] Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany |
Exemples |
4 [2.117#107] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. 5 [2.470#20] Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. |
Vocabulaire |
6 Jeu |
Radical | 7 omby |
Synonymes | 8 tsiombiomby |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |