Entrée (1/2) | 1 fanorona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra |
Explications en anglais |
4 [1.2] the name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. 5 [1.7] Malagasy chess |
Explications en français |
6 [1.8] jeu d'échecs malagasy |
Exemples |
7 [2.69] fa ny fanorona no maty natoko; 8 [2.445] Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. 9 [2.643] Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. |
Vocabulaire |
10 Jeu |
Radical | 11 sorona |
Dérivés |
|
Analogues | 13 afabela, afoina, andimy, antsivy, diampanorona, disopaika, disopaikakamatimbela, famoinana, fikizoana, foibe, foibeny, foina, forindaka, halany, homambela, lahimbela, laka, lakakely, lakamanga, lehifohy, lehilava, mamoina, matimbela, mikaleva, mikizo, paika, paipanorona, pokaakalana, riadriatra, seranana, seranina, sorapanorona, telonohodimy, tokofalana, vato, vela, verypaika, verypetsika |
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot fanorona |
Entrée (2/2) | 20 Fanorona |
Sous-titre | 21 the National Game of Madagascar. |
Partie du discours | 22 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 23 fanorona |
Auteur |
24 Chauvicourt J.& S. |
Editions |
25 , 1984 |
Anagrammes | 26 Fanorona, fanorona, foronana, noforana, norofana |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |