Entrée | 1 kipilipily |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.643#] Nenjehiny indray anefa aho, ary tahaka ny kipilipily hazo no fandehany. 4 [2.587#] Notonafan' ireo tamin' ny tonta-vato itairana sy ny tora-defona ary ny kipilipily hazo tamin' izay, ka tsy ampy indray mitono valala, dia indreto ny faty niampatrampatra sy nitsitsitra teo am-bavahady; |
Radical | 5 kipily |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |