Entrée | 1 kobaka am-bava, volana hatenda |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana |
Exemples |
4 [2.69] Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany. 5 [2.131] maty aho ray vahoaka fa nilazan'olona ny kobaka am-bava ny volana an-tenda ka ny vavany nalefaka androtr'izay no namoizako ny ahy tsy foiko 6 [2.131] ka aoka izay Andriamatoa hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava |
Mots élémentaires | 7 kobaka am-bava, volana hatenda |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |