|
|
|
|

Entrée1  kopa-droa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana
Exemples  4  [2.59#] Niampy varavarana kopadroa indray ireo.
5  [2.996#] ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa.
Mots élémentaires  6  kopaka, roa

Mis à jour le 2024/12/07