|
|
|
|

Entrée1  lahatra sy anjara
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  [2.470] Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara?
4  [2.472] Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo
Mots élémentaires  5  lahatra, anjara
Synonymes  6  zara sy lahatra

Mis à jour le 2024/12/10