|
|
|
|

Entrée1  lakan-drafitra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana
Explications en français  4  [1.78] [Betsimisaraka] pirogue en planches
Exemples  5  [2.285#137] lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
6  [2.508#14] Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok.
Vocabulaire  7  Navigation
Mots élémentaires  8  lakana, rafitra

Mis à jour le 2024/12/07