|
|
|
|

Entrée1  lasam-binany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary
Exemples  4  [2.5#] Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
Mots élémentaires  5  lasa, vinany
Synonymes  6  lasam-borona

Mis à jour le 2024/12/10