|
|
|
|

Entrée1  lavabary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Bezanozano] sompitra
Explications en anglais  4  [1.2][lava-bary] a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep
5  [1.7] a pit for storing rice
Explications en français  6  [1.3][lava-bary] trou creusé dans la terre pour y conserver le riz
7  [1.8] fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier
8  [1.196] silo souterrain pour le riz
Exemples  9  [1.381#] Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana.
10  [2.59#] Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra.
11  [2.587#] Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao!
Mots élémentaires  12  lavaka, vary
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot lavabary

Mis à jour le 2025/03/22