|
|
|
|

Entrée1  lohatraoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka
4  [1.13] faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe
Explications en français  5  [1.13] larynx
Vocabulaire  6  Biologie
Mots élémentaires  7  loha, traoka

Mis à jour le 2024/12/07