|
|
|
|

Entrée1  madinika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanosy] kely
4  [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy
Explications en anglais  5  [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc.
Explications en français  6  [1.3] petit, menu, mince, fin
Exemples  7  [2.499#] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
8  [2.69#] Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy!
9  [2.113#] Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika;
10  [2.366#] Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja.
Radical  11  dinika
Dérivés 
12  Noms :
Autres orthographes  13  majinika
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  75  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  76  dinamika, madinika, manakidy, mañakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam

Mis à jour le 2025/04/30