|
|
|
|

Entrée1  mafy vava
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava
Mots élémentaires  4  mafy, vava

Mis à jour le 2024/12/07