Entrée (1/2) | 1 mahasaikatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Manalasala, mahamenatra |
Explications en anglais |
4 [1.7] to cause hesitation, to embarrass |
Explications en français |
5 [1.8] faire hésiter, embarrasser |
Exemples |
6 [2.296#] Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! 7 [2.4#] Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. |
Radical | 8 saikatra |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mahasaikatra |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en anglais |
14 [1.7] embarrassing |
Radical | 15 saikatra |
Anagrammes | 16 mahasaikatra, mahasaritaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |