Entrée (1/2) | 1 mahatsiaro |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany 4 [1.13] mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa |
Explications en français |
5 [1.13] se souvenir, se rappeler |
Radical | 6 tsiaro |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mahatsiaro |
Entrée (2/2) | 17 mahatsiaro |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Explications en malgache |
19 [1.1] taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao 20 [1.13] mifoha amin'ny torimaso |
Explications en français |
21 [1.13] s'éveiller |
Radical | 22 tsiaro |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 28 amaritsoha, mahasoitra, mahatsiaro |
Mis à jour le 2025/02/11 |
![]() |