|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahery vintana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo
Mots élémentaires  4  mahery, vintana

Entrée (2/2)5  mahery vintaña
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  [1.78] [Betsimisaraka] mazan-doha, adaladala, mahery setra

Anagrammes  8  mahery vintaña, mahery vintana

Mis à jour le 2025/04/28