|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahita
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny
Explications en anglais  4  [1.7] to see; to find
Explications en français  5  [1.8] voir, trouver
Radical  6  hita
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot

Entrée (2/2)30  mahità
Partie du discours  31  impératif du verbe actif mahita [Liste complète]
Explications en malgache  32  [1.1]
Explications en français  33  [1.3]
Radical  34  hita

Anagrammes  35  ahitam, atahim, haitam, hamita, hataim, itaham, mahità, mahita, matahy, mitaha, mitahà

Mis à jour le 2025/04/30