Entrée | 1 maimay |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray |
Explications en français |
4 [1.3] pressé, qui a hâte de |
Exemples |
5 [2.445] maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. 6 [2.324] Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. |
Radical | 7 may |
Dérivés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot maimay |
Mis à jour le 2025/03/30 |
![]() |