|
|
|
|

Entrée1  main-tany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina
4  [1.13] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana
Explications en français  5  [1.13] saison sèche
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)
Mots élémentaires  7  may, tany
Synonymes  8  asotry, ririnina
Mots composés 

Anagrammes  10  amaintin, amintian, amintina, itaninam, main-tany, mitanina, mitanìna, namainty, namintia, namitany, nitainam, tamaniny, tamiñañy

Mis à jour le 2025/04/28