Entrée | 1 malaladalaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en anglais |
3 [1.2] rather wide; fig. not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure |
Explications en français |
4 [1.3] duplicatif diminutif de malalaka |
Exemples |
5 [2.357#] ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny. 6 [2.588#] ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. 7 [2.471#] Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. |
Radical | 8 malalaka |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |