|
|
|
|

Entrée1  mamabo
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy
Explications en anglais  4  [1.2] to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil.
Explications en français  5  [1.3] Capturer, confisquer, piller
Exemples  6  [2.69#] Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha;
7  [2.324#] nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona.
Radical  8  babo
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Autres orthographes  13  mambabo
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  15  aombam, mamabo

Mis à jour le 2025/01/21