Entrée | 1 mamahoaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana |
Explications en français |
4 [1.3] Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande |
Radical | 5 vahoaka |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |