|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamaly
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara
Explications en français  4  [1.3#806] Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes
Exemples  5  [2.472] Tsy namaly I Feno
6  [2.471] Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny
7  [2.324] Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy
8  [2.470] Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy
Radical  9  valy
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)20  mamaly
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en anglais  22  [1.2] [Provincial] to shoot
Radical  23  faly
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  25  alamim, lamaim, mamaly, mamila

Mis à jour le 2025/03/04