Entrée (1/2) | 1 mamantana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana |
Radical | 4 vantana |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 mamantàna |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mamantana [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Radical | 14 vantana |
Anagrammes | 15 amantanam, anamantam, mamantàna, mamantana, manamanta |
Mis à jour le 2025/04/30 |
![]() |