Entrée | 1 mamia |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra |
Explications en anglais |
4 [1.2] to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. |
Exemples |
5 [2.857#] Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. |
Radical | 6 fia |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mamia |
Anagrammes | 12 mamay, mamia |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |