|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamindra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona
Explications en anglais  4  [1.2] to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk.
5  [1.7] to move; to walk (esp. of a child)
Explications en français  6  [1.8] déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants)
Exemples  7  [2.69#] Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina.
8  [2.245#] Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra;
Vocabulaire  9  Mouvement
Radical  10  findra
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot

Entrée (2/2)21  mamindrà
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mamindra [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]
Explications en français  24  [1.3]
Radical  25  findra

Anagrammes  26  amindram, indramam, mamindrà, mamindra, mindrama

Mis à jour le 2025/04/28