Entrée | 1 mamokaiky |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Miketrona: Mamokaiky ny hoditra rehefa maina Mionkina, miforitra: Mamokaiky ny sokina, rehefa kasihina Milefitra, miforitra: Namokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe |
Radical | 4 vokaiky |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mivokaiky |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |