Entrée (1/2) | 1 mamorona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany |
Explications en anglais |
4 [1.2] to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. 5 [1.7] to create; to invent; to found |
Explications en français |
6 [1.8] créer; inventer; fonder |
Exemples |
7 [2.5#] Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. 8 [2.445#] Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; |
Radical | 9 forona |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 mamoròna |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif mamorona [Liste complète] |
Radical | 20 forona |
Anagrammes | 21 amoronam, mamorona, mamoròna, manomora |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |