Entrée | 1 mamotraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy |
Explications en français |
4 [1.3#494] jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes |
Exemples |
5 [2.996#] Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. 6 [2.59#] Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. |
Radical | 7 potraka |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 manapotraka |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 15 mamokatra, mamotraka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |