|
|
|
|

Entrée1  mampianatra
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy
Explications en anglais  4  [1.7] to teach
Explications en français  5  [1.8] enseigner
Exemples  6  [2.332#] Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
7  [4.27#] Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra?
Vocabulaire  8  Education
Radical  9  anatra
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  15  mampianatra, manampaitra

Mis à jour le 2025/01/21